|
|
|
|

Teny iditra1  miala vonkina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Mamono, na tezitra ka miteny mafy sy manaram-po izaitsizy amin' izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Se donner du mouvement, détendre les nerfs [1.3#857]
5  Agir de toutes ses forces, décharger sa colère sur quelqu'un [1.3#857]
Ohatra  6  Avy niady mivady angamba, dia aty amiko no hiala vonkina! [2.528#90]
Singan-teny  7  miala, vonkina

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17